|
|
|
|

Entry1  mitrahotraho ny ranomaso
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] ilazana ireo izay toy ny hitomany na efa madiva hirotsaka ny ranomasony noho ny alahelo na hafaliana vokatry ny fihetsehampo
Elementary words  4  mitrahotraho, ranomaso
Synonyms  5  manganohano ny ranomaso, mihandrohandro ny ranomaso

Updated on 2024/12/10